Kolontsaina
Fiseho
Ny kolontsaina dia ny fitambaran'ny fomba amam-panao , soatoavina, finoana, fiteny, zava-kanto ary fomba fiainana mampiavaka ny vahoaka malagasy . [1]ao amin'ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina[2] dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy. Anisan'ny singa manan-danja ao amin'ny kolontsaina malagasy ny fihavanana, izay manasongadina ny firaisankina sy ny fifanampiana eo amin'ny samy olona. Manana anjara toerana lehibe ihany koa ny fanajana ny ray aman-dreny sy ny razana, izay hita amin'ny fomba amam-panao sy ny fombafomba ara-kolontsaina maro.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ny endrikin'ny kolontsaina malagasy
[hanova | hanova ny fango]- Ny fiteny malagasy sy ireo tenim-paritra
