Ny andriamby dia akora na zavatra mafy manana toetra misintona ny vy sy ny metaly sasantsasany toy ny tsỳ, ny nikela, ny kôbalta, sns.